Entrée zalahy (lahy)
Partie du discours   pronom [liste]
Définition malgache   Teny ilazan' ny tovolahy ny tovolahy tahaka azy, ka fomba roa no ampiasany azy: 1) enti-miantso: Andeho hiasa, ry zalahy a! 2) ilazana ny hala, ka ambara amin' izany fa tsy ao anatiny ny tena: Ry zalahy no nanao an' io koah! ~ Lazain-dry zalahy fa ... [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   you (plur.) used between men [Hallanger 1973]
Définition française   vous (se dit entre hommes) [Hallanger 1974]

Entrée zalahy
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tanosy] olona fanalolahy [Rakotosaona 1972]

2013/08/05