|
|
|
|

Entrée1  zana-bola
Mots élémentaires  2 zanaka, 3 vola
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 ilazana ny vola aloan' ny mpisambotra ambonin' izay nosamboriny [1.1]
Explications en anglais  6 interest on money lent out [1.7]
Explications en français  7 intérêt de l'argent prété [1.8]
8 intérêt [1.13]
Exemples  9  Ny tahan' ny zanabola fanefana ny taratasimbolam-panjakana amin' ny ankapobeny dia tombanana ho. [1.384#]
10  Natoron' Ingahibe azy ny zanabola mety ho azo isan-taona sy ny loza mety hitranga raha tahiny sendra ny jirika sy ny hain-trano amin' ny tahiry am-bata. [2.470#]
Vocabulaire  11  Economie: finances, gestion
Article  12 Randzavola: zana-bola ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/10/11