Entrée zana-tsipìka (zanaka, pika)
Partie du discours expression
Définition malgache hazo marani-doha alefa amin' ny tsipika [Rajemisa 1985]
Définition anglaise an arrow [Richardson 1885]
Définition française flèche, trait [Abinal 1888]
Exemples 
1Ny fiadiana fampiasa indrindra tany Egypta sy Palestina dia ny tsipìka sy ny zana-tsipìka [Randzavola: Baiboly, page 296]
2Mifioka eny amboniny eny ny zana-tsipìka, ny lefona manelatselatra sy ny longy. [Baiboly: 22:039:023/Joba 39:23..]

2014/12/05