|
|
|
|

Entrée1 zandry
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Ny iray tam-po teraka aorian' ny zaza iray: Faly Ikoto fa vao nahazo zandry
Izay rehetra kely taona noho ny olona iray: Zandriko ny rahalahinao satria teraka tamin' ny taona 1952 aho fa izy kosa tamin' ny taona [1.1]
Explications en anglais  4 a younger brother or sister; a junior [1.7]
Explications en français  5 cadet [1.54]
6 cadet, cadette [1.8]
Morphologie 
7 Simple :
8 Préfixée :
Vocabulaire  9 Rapports: famille
Analogues  10 zoky
Tous les mots composés  116 combinaisons de ce mot
Proverbes  12 Proverbes contenant ce mot
Citations  13 Textes citant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02