| Entrée | 1 zavajavatra |
| Radical | 2zavatra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4Teny enti-milaza zavatra madinika isan-karazany tsy tononina anarana.
[1.1] |
| Exemples |
5 Tsy adinony ihany koa ireo zavajavatra madinika ilain-dRamatoa ao an-trano, ny tohizan-kena iray sy roa nohafaran' ireompifanolo-bodirindrina azy noho ireo tsy afaka niantsena.
[2.470#]
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|