Entrée |
zavakanto
|
Mots élémentaires | zava- (zavatra) ; kanto |
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Zavatra anehoan' ny olombelona ny filamatra ao am-po aman-tsainy momba ny "tsara" eo amin' ny sary, hoso-doko, mozika [1.1]
|
Explications en anglais | [ zava-kanto ] Works of art [1.7]
|
Explications en français | [ zava-kanto ] Objet d'art [1.8]
|
| Art [1.5]
|
| Arts [1.13]
|
Exemples |
1 | noho izy zavakanto vita amin' ny teny ary fitaovan-tserasera fampitan-kafatra.
[2.528]
|
2 | Fitaratry ny fiombonam-be ny mpiangaly zavakanto, hoy ry Varagnac, izy no mandika ho azy tsy iniana sy mampiseho ny toetoetry ny fiarahamonina iainany.
[2.606]
|
|
Mots composés |
|
Illustrations |
|
|