Entrée zavamiaina (zavatra, aina)
Partie du discours nom
Définition malgache Ny zavatra rehetra misy aina ka mandeha na mihetsika, ary teraka, velona, dia maty, toy ny olombelona, ny biby... [Rajemisa 1985]
Traduction française être vivant, organisme [SLP 1986]
Vocabulaire 
Synonymes zavamananaina
Mots composés, titres, noms 

Mis à jour le 2020/07/31