|
|
|
|

Entrée1  zazavavy
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  zaza, vavy
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Tous les mots composés 
Explications en français  11  [1.3] petite fille
Exemples  12  [2.895#] Somary nientan-kafaliana ity zazavavy.
13  [1.437#] Dia ravahana izay zazavavy tsara tarehy.
14  [2.928#] Tsy fantatro akory izany zazavavy izany.
15  [2.4] Fantatro avy hatrany fa vahiny ilay zazavavy.
16  [2.499] Mahasosotra izany mifanakalo lamba tamin' iny zazavavy iny.

Mis à jour le 2025/08/10