Entrée |
baiboho
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Betsileo]
[ baibo ] Tany lemaka fasehina sy lonaka eo amoron-drano, ka matetika dia voasaron-drano amin' ny fahavaratra;
tsara amin' ny fambolem-pary, paraka, katsaka, voanjo, ets.;
tanimbary sady lehibe no tsara sy mahavokatra [1.38]
|
| Tanety, indrindra ny amorona ivaiva [1.1]
|
| Tany lonaka apetraky ny tondra-drano misintona [1.13]
|
Explications en anglais | [Provincial]
[ baibo ] A field, a plantation near the water. See saha
[1.2]
|
Explications en français | Terre alluvionnaire, terre fertile de décrue [1.13]
|
Exemples | tany baiboho sy tanety mitsotra manara-dalana, mirefy tokony ho folo kilaometatra ny lavany
[2.472]
|
Vocabulaire |
|