Entrée saha
Partie du discours nom
Définition malgache  [Bara] tany lemaka [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] lohasaha, tany lemaka [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] lohasaha
¶ tanimboly [Rakotosaona 1972]
 Tany malalaka tsy misy ala na tanàna fa saika fambolena fotsiny (mitovy amin' ny "ambanivohitra" izy amin' ity hevitra ity) Mahafinaritra fa tsara rivotra ny mipetraka any an-tsaha
¶ Tany voavoly somary lehibebe izay saika matetika voafaritra; tanimboly: Kisolosolo tsara ny saham-boalobokay ~ Hatreto no ho miantsinanana no misy ny sahanay [Rajemisa 1985]
Définition anglaise valley; a field, a garden; the country [Hallanger 1973]
Définition française vallée; champ; jardin; la campagne [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  tantsaha
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot saha (24)
Antsahadinta
Antsahatsiroa
Lohasaha
Sahabe
Sahafary
Sahajinja
  Sahakondro
Sahalava
Sahamadio
Sahamalaza
Sahamamy
Sahamanitra
  Sahanomby
Sahaomby
Sahapetraka
Sahasoa
Sahataolana
Sahatelo
  Sahatsara
Sahavato
Sahavoay
Sahavola
Sahavolo
Sahavondrona
 

Entrée saha
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] renirano [Rakotosaona 1972]

Entrée saha
Partie du discours nom
Définition malgache Ozona, ompa [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2013/12/14