Explications en malgache | Fihetseham-po mitroatra tampoka vokatry ny fo sendaotra tsy voatsindry sy ny saina tsy mieritreritra ka tsy afaka intsony handanjalanja izay tokony hatao Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny fahatezerana, hono, hadalana miserana Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba [1.1]
|
Morphologie |
Simple : |
fahatezerana,
fahatezerako,
fahatezeranao,
fahatezerany,
fahatezerantsika,
fahatezeranay,
fahatezeranareo,
fahatezeran',
fahatezeran-,
fahatezeram-,
fahatezera- |
Préfixée : |
-pahatezerana,
-pahatezerako,
-pahatezeranao,
-pahatezerany,
-pahatezerantsika,
-pahatezeranay,
-pahatezeranareo,
-pahatezeran',
-pahatezeran-,
-pahatezeram-,
-pahatezera- |
|