Entrée | fitiavana (tia) | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Firaiketam-po amin-javatra na olona iray, izay tiana ho an' ny tena ary irina ho sambatra sy ho finaritra: Mahagaga ny fitiavan' ny reny ny zanany fa vonona ny hahafoy ny ainy ho azy izy. / Loza ny fitiavan' Ikoto kilalao [1.1] | ||
Explications en anglais | Love, affection, liking [1.7] | ||
Explications en français | Amour, affection [1.8] | ||
Vocabulaire | Emotions | ||
Mots composés |
| ||
Hyponymes | |||
Proverbes | Proverbes contenant le mot fitiavana | ||
Mis à jour le 2023/01/20 |