Entrée | hahelika | |
Mots élémentaires | ha- (hatra) ; helika | |
Partie du discours | adverbe | |
Explications en malgache | Hatreo amin' ny helika ny halaliny: Mitandrema sao lasan' ny riana fa hahelika ny rano [1.1] | |
Explications en anglais | Up to the armpits [1.2] | |
Explications en français | Jusqu'aux aiselles [1.3] | |
Il y a de l' eau jusqu' aux aisselles [2.415] | ||
Exemples | fa nitsoaka Ibonia, ka nasiany kosa Iraivato ka latsaka hafotopeny, ka nitsoaka indray Raivato, ka natontony kosa indray Ibonia ka latsaka hahelika.
[2.69] | |
Vocabulaire | Espace | |
Mis à jour le 2023/11/20 |