| Entrée | 1 mahasosotra |
| Radical | 2 sosotra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mahatonga ho sosotra, manafintohina: Nahasosotra an' i neny aho ka nifona taminy Mahadikidiky, mahasorisorena, manorisory: Mahasosotra ahy izany feomborona hafahafa izany [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to annoy, to vex [1.7] |
| Explications en français |
6 vexer, ennuyer, mécontenter [1.8] |
| Exemples |
7 mahasosotra mantsy ny fako miparitaka etsy sy eroa.
[2.442#]
8 mahasosotra izany mifanakalo lamba tamin' iny zazavavy iny. [2.499#] |
| Morphologie |
|
| Analogues | 12 mahalonilony, mahakamo, mahaletra, mahasendaotra, mampandongilongy, mahatezitra, mahadikidiky, maharikoriko, vodisetroka |
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|