Entrée | mahitsizoro | |||
Mots élémentaires | mahitsy ; zoro | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Velarana misy lafy efatra sy zoro mahitsy efatra [1.1] | |||
Explications en français | Rectangle [1.13] | |||
Exemples | Tokotany anatiny izy io, voafefy trano amin' ny lafiny efatra, manana endrika efajoro mahitsizoro tokony ho efapolo metatra ny lavany ary telopolo metatra ny sakany.
[2.472] | |||
Vocabulaire | Mathématiques: géométrie | |||
Mots composés |
| |||
Anagrammes | mahitsizoro, zoro mahitsy |
Mis à jour le 2023/09/10 |