Entrée tery saina (tery, saina)
Partie du discours locution
Définition malgache olona tsy mba afaka manaiky hevitra ivelan' ny an' ny tena fa rehefa tsy mitovy amin' ny an' ny tena na mivoaka kely ivelany dia tsy leferina (mifanohitra aminy: malala-tsaina) [Rajemisa 1985]
Antonymes 

Mis à jour le 2012/06/13