Entrée vanobe (vano, be)
Partie du discours nom
Définition malgache fotsy tanteraka ny volony fa ny ranjony sy ny vavany no vony tanora; amin' ny toerana be farihy sy ony lehibe ary amin' ny heniheny no ahitana azy [Rajemisa 1985]
Définition française le héron Goliath de couleur rousse. Ardea goliath. [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Nom scientifique Ardea goliath

2013/07/30