Entrée vanofotsy
Mots élémentaires vano ; fotsy
Partie du discours nom
Explications en français Héron blanc. Ardea alba, L. [1.3]
 La grande aigrette (Casmerodius albus) [4.22]
Nom scientifique Ardea alba, Casmerodius albus
Exemples Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vanofotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talèvana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralámbotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [2.48]
Vocabulaire 
Synonymes langaraka ~ langorofotsy

Mis à jour le 2023/10/24