Entrée veromanitra (vero, hanitra)
Partie du discours nom
Définition malgache Karazam-bero mani-dravina izay anaovan' ny olona fisotro toy ny dite ka manapahita tory tsara(Andropogon Schoenantus) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise lemongrass [Hallanger 1973]
Définition française citronnelle [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Nom scientifique Andropogon schoenantus, Cymbodogon citratus
Exemples kasy sy veromanitra no nanefany ny volanao aminy [Baiboly: 33:027:019/Ezekiela 27:19..]
Articles 

2017/07/19