Entrée | 1 manitra |
Radical | 2 hanitra |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Manana fofona tsara: Manitra ny vonin' ny telomiova [1.1] |
Explications en anglais |
5 fragrant [1.7] |
Explications en français |
6 parfumé [1.8] 7 (de hanitra : parfum). « Nom d'une plante médicinale » d'après Grandidier. C'est en réalité un nom qu'on donne en général aux plantes odoriférantes, parfumées. [Merina] [1.196] |
Exemples |
8 Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny
[2.470]
9 Raha tsy akoho mifahy tsy mitovy aminy, ary ny fofony manitra aoka izany. [2.471] 10 Sady mamy izy no manitra ery amin' izay rahefa masaka. [2.472] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 13 16 combinaisons de manitra |
Vocabulaire | 14 Botanique |
Analogues | 15 mani-pofona, mamerovero, mandraraka, manetonetona, maka volon' orona, midofaka, mamafana, andriamanitra |
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot manitra |
Anagrammes | 17 manitra, 18 miantra, miantrà |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |