| Entrée | 1 ambongadiny |
| Radical | 2 vongady |
| Partie du discours | 3 adverbe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
4 Amin' ny antontany na anentany be, mivaingana be na maro be, fa tsy tsikelikely na tsirairay
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 at wholesale buying and selling
[1.7] |
| Explications en français |
6 vente en gros
[1.3] 7 en gros [1.8, 1.13] |
| Exemples |
8 Ohatrinona ny vidin' ny Malagasy atao ambongadiny?
[2.529#140]
9 Navelan-dRavokatra tamin' ny namany ny varotra ambongadiny fanaony; [2.470#103] 10 ny varotra ambongadiny dia fivarotana zavatra betsaka indray mandeha, fa ny varotra antsinjarany kosa dia fivarotana zavatra tsipotehina madinidinika. [2.436#] |
| Vocabulaire | 11 Economie: commerce |
| Antonymes | 12 antsinjarany |
| Analogues | 13 vongadiny |
| Combinaisons | 14 3 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot ambongadiny |
| Anagrammes | ambongadiny, 15 angadinomby |
| Mis à jour le 2026/09/17 |
|