|
|
|
|

Entrée 1  dombolo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Karazan-javamaneno mitovy amin' ny doka (jer. io teny io), saingy tsy mba misy korintsana eo antendrony, fa volotsangana fotsiny sahabo ho iray metatra sy sasany eo ho eo, ary mitovy habe amin' ny sandry; ny mpandihy lehilahy ihany no mampiasa azy [1.1]
Vocabulaire  4  Musique: instruments
Hyperonyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2026/04/19