|
|
|
|

Entrée 1  eroa
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Morphologie 
3  Présent :
4  Passé :
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :
Explications en malgache  7 [Bara] ary [1.78]
8 Milaza toerana akaikikaiky, taza-maso eo amin' ny telo na dimy metatra, ka tondroina, mifamaly amin' ny aroa raha tsy tazamaso fa takona: Andeha milalao eroa ambany tranoheva, rankizy, fa avy ny orana. (Andeha jereo aroa am-pisoko sao dia nankany ilay bitro). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Explications en anglais  9 there far away (in sight) [1.7]
Explications en français  10 là bien loin, visible [1.8]
Exemples  11  Izaho nafatony teto, hianao teroa, ary Rainimavo tetsy [2.324]
12  Takela-by misy sora-baventy no hitany etsy sy eroa [2.470#166]
Analogues  13  any, 14  ao, 15  ar, 16  aroa, 17  at, 18  ato, 19  atsy, 20  eny, 21  eo, 22  er, 23  eroa, 24  et, 25  eto, 26  etsy
Combinaisons  27  5 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot eroa

Anagrammes  28 aore, 29 -areo, 30 erao, eroa, 31 orea

Mis à jour le 2026/04/22