|
|
|
|

Entrée 1  etsy
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Morphologie 
3  Présent :
4  Passé :
5  Futur :
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :
Explications en malgache  8 Milaza toerana akaiky taza-maso somary antsisintsisiny ka tondroina, mifamaly amin' ny atsy raha tsy taza-maso fa takona: Apetraho etsy an-joron-trano ny angady. (Nataoko atsy an' efitra avaratra ny saronankarona)
9 Momba ny fiverenana indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Explications en anglais  10 here close by (in sight) [1.7]
Explications en français  11 là, près, non loin, mais en un lieu déterminé [1.3#132]
12 ici bien près, visible [1.8]
Exemples  13  Hofarafaraintsika etsy aoriana io. [2.296#66]
14  Zafikelin-dRaberesaka etsy Imaharidaza ve? [2.639#]
15  Fa izay tsy hiaraka amiko, dia mitanilà etsy! [2.508#442]
Autres orthographes  16 etsý, etsy
Synonymes  17 etsiakatra, etsiana, etsikatra, etsikitra
Analogues  18  any, 19  ao, 20  ar, 21  aroa, 22  at, 23  ato, 24  atsy, 25  eny, 26  eo, 27  er, 28  eroa, 29  et, 30  eto, 31  etsy
Combinaisons  32  6 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot etsy

Anagrammes  etsy, 33 itse, 34 sety, 35 tesy

Mis à jour le 2026/04/22