| Entrée (1/3) | 1 fanjakana |
| Radical | 2 zaka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
6 Fitondrana manana ny fanapahana ambony indrindra amin' ny tany iray; fifehezana, fandidiana, fanapahana: Nandroso izaitsizy ny teto Imerina ta min' ny fanjakan' Andrianampoinimerina. / Didim-panjakana izany ka tsy azo lavina
7 Ny tany entina na fehezin' ny mpitondra iray: Nanitatratsy hita velively ny fanjakany io mpitondra io 8 Fizakana: Nisy fotoana tamin' ny tantaran' izao tontolo izao nisian' ny atao hoe fanjakandehilahy. [1.1] |
| Explications en anglais |
9 A kingdom, the government, honour, dignity, privilege, an hereditary possession.
[1.2] 10 government; the administration [1.7] |
| Explications en français |
11 le royaume, le gouvernement, le règne, l'administration; le temps, le lieu
[1.3#866] 12 gouvernement; l'administration; règne, royaume [1.8] 13 état [1.13] |
| Exemples |
14 Ho anao ny tany sy ny fanjakana.
[2.508#373]
15 Nifarana teo ny fanjakana Malagasy. [2.113#70] |
| Vocabulaire | 16 Politique |
| Combinaisons | 17 16 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot fanjakana |
| Entrée (2/3) | 18 fanjakana |
| Radical | 19 jaka |
| Partie du discours | 20 nom |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
23 Fanolorana jaka, dia ilay nofon-kena masaka nialin-taona ifanomezana raha fandroana ho mari-pihavanana
[1.1] |
| Explications en français |
24 l'action d'offrir des étrennes, le temps des étrennes
[1.3#290] |
| Combinaisons | 25 4 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot fanjakana |
| Proverbes | 26 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (3/3) | 27 Fanjakana |
| Mots élémentaires | 28 fanjakana |
| Partie du discours | 29 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
| Vocabulaire | 30 Géographie: agglomérations |
| Anagrammes | Fanjakana, fanjakana, 31 fanjanaka |
| Mis à jour le 2026/08/07 |
|