|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  manahirana
Radical  2 sahirana
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manome raharaha, ahiahy: Manahirana ahy itỳ toe-javatra itỳ
9 Mahasanganehana, mahavaka, mampiroahana: Nanahirana azy ny fanontaniana nataoko taminy
10 Mahasosotra, mahasorena: Manahirana ahy Rangahy iny ka lazao hoe tsy ato aho [1.1]
Explications en anglais  11 to vex, to trouble; to annoy [1.7]
Explications en français  12 vexer, ennuyer [1.3#558, 1.8]
13 embarrasser, préoccuper, donner du souci [1.3#558]
14 troubler; gêner; occuper [1.8]
Exemples  15  tsy fofona maimbo manahirana ny aty, nefa mahafenofeno izaitsizy: [2.470#159]
16  Ny andro moa fahavaratra, izany hoe ilay fotoana efa manahirana isan-taona na tsy misy na inona na inona miseho aza: [2.472#37]
Analogues  17  anoin-tsarotra, 18  baodibaodika, 19  mafotaka, 20  sarotra

Entrée (2/2) 21  manahirana
Radical  22 sahirana
Partie du discours  23  impératif du verbe actif manahirana [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3#558]

Anagrammes  24 hamarinana, 25 hamiranana, manahirana, manahiràna

Mis à jour le 2026/08/19