|
|
|
|

Entrée 1  sahirana
Partie du discours  2  adjectif
Morphologie 
3  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  19 Be raharaha vonjena atsy sy arỳ: Sahirana aho anio ka tsy afaka handray olona / Sahirana be ihany ry zareo ato avaratra fa manana vahiny betsaka
20 Be ahiahy, manahy, sanganehana, valsa: Sahiran-tsaina aoka izany izy amin' ilay ady lova tsy mety vita
21 Sosotra, sorena: Sahirana ny anao fa tsy afa-panadinana
22 Tsy manam-bola, ao anatin' ny tsy fisiana, haporetana: Sahirana mafy Rakoto mianadahy avy hatramin' ny nahafatesan-drainy
23 Mahatsiaro fahasarotana: Sahirana erỳ izy rehefa mandeha noho ilay vay ao amin' ny feny [1.1]
Explications en anglais  24 bothered, worried, perplexed; poor, in difficulty [1.7]
Explications en français  25 ennuyé [1.3, 1.8]
26 affairé, embarrassé, occupé, préoccupé, qui a du souci, vexé [1.3]
27 perplexe; dans l'embarras; pauvre, qui manque d'argent [1.8]
Exemples  28  Tsy ho sahirana rahateo koa izy noho ny fahalehibeazan' ny ankizy [2.470#96]
29  sahirana be ihany aho, fa manam-bahiny (Je suis très embarrassé, très occupé, parce que j'ai un hôte à traiter) [1.3#558]
30  sahirana loatra aho amin’ ity ady ity (Je suis très embarrassé, très préoccupé à cause de ce procès) [1.3#558]
31  sahirana aho, satria tsy lafo ny ombiko (Je suis ennuyé, vexé de ce que mon bœuf n’a pas été vendu) [1.3#558]
Analogues  32  Be raharaha, 33  jambena, 34  mahantra, 35  maro herehina, 36  maro sahanina, 37  mihenikenika, 38  Miheninkenina, 39  miheninkenina, 40  mipenimpenina, 41  mipenimpenina, 42  poribola, 43  Poritra, 44  sahirankirana, 45  tery, 46  tominjana
Combinaisons  47  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot sahirana
Proverbes  48  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  sahirana, 49 sarahina, 50 sarihana

Mis à jour le 2026/04/22