|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  manohina
Radical  2 tohina
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mikasika kely: Ny ankihikeliko fotsiny no nanohina ilay sarivongana dia nianjera ilay izy
9 Mampihetsi-po: Nanohina ahy ny teny mamy fankasitrahana nataonareo, rankizy [1.1]
Explications en anglais  10 to touch lightly, to jostle; to touch the heart or the sentiments [1.7]
Explications en français  11 opposer, résister [1.8]
Exemples  12  Ny hoe manohina ny akalam-baiko dia mikasika ny maharary ahy mafy, ny tena aretiko. [2.643#]
13  Ireo tantara izay mirakitra zavatra manan-danja dia manohina ny olona kokoa raha toa ka lalaovina. [2.424#]

Entrée (2/2) 14  manohina
Radical  15 tohina
Partie du discours  16  impératif du verbe actif manohina [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3#710]

Anagrammes  17 mahonina, manohìna, manohina, 18 mihañona

Mis à jour le 2026/08/15