|
|
|
|

Entrée 1  manosotra
Radical  2 hosotra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mandalotra, manatavona amin' ny menaka, loko, fotaka, savony: Manosotra menaka ny tarehiny i Sahondra isan' alina
9 Manamasina, mametraka na manokana hiandraikitra raharaha lehibe sy ambony: Manosotra ho mpitandrina [1.1]
Explications en anglais  10 to smear, to paint, to apply a coating; to anoint with saliva etc. [1.7]
Explications en français  11 barbouiller, enduire: oindre; peindre [1.8]
12 badigeonner [1.13]
Exemples  13  Tamin' ny fifandonana nisy teny rehetra teny, hita izany manamboninahitra lefitra frantsay sara-namana izany, ka nanosotra fota-mainty ny tarehiny sy ny tanany, izany teknisiana nanao malabary sy satroka mololo be sofina, izany sambo-belona tafiditra anaty vondrona miaramila gasy, tsy sahy nisoka-bava, fa sao hampagain' ny fiteniny. [2.472#146]
Combinaisons  14  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot manosotra

Mis à jour le 2026/04/20