| Entrée (1/2) | 1 mijadona |
| Radical | 2 jadona |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Teny ilazana ny tsipika amin' ny sary jeometrika izay manoritra sary mahitsizoro eo amin' ny lafy ianjerany
[1.1] 9 manao zoro mahitsy [1.13] |
| Explications en français |
10 être planté, se ficher dans, comme une lance ; se tenir droit, raide
[1.3#289] 11 perpendiculaire [1.13] |
| Exemples |
12 fa raha vao mijadona ao an-tanàna ny tongotrao, dia, indro, ho faty ny zaza.
[2.996#]
13 Fa raha vao mijadona eo ireo, dia dorana avy hatrany ny emboka rehetra nentina (fito takonana; [2.245#] |
| Vocabulaire | 14 Mathématiques: géométrie |
| Combinaisons | 15 1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mijadona |
| Entrée (2/2) | 16 mijadòna |
| Radical | 17 jadona |
| Partie du discours | 18 impératif du verbe actif mijadona [Liste complète] |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Explications en français |
[1.3#289] |
| Anagrammes | mijadona, mijadòna, 19 mijodaña |
| Mis à jour le 2026/08/15 |
|