|
|
|
|

Entrée 1  mijery
Radical  2 jery
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 [Sihanaka] mihevitra [1.78]
9 Manatodika ny maso any amin' olona na zavatra iray mba hahita azy: Sady nijery ahy izy no niteny izany
10 Mitazana: Aza mandany andro mijery eo am-baravarankely eo ianao
11 Mitandrina: Nahoana no tsy mijery izay ataonao akory ianao
12 Mihevitra: Tsy mijery afatsy ny fahamendrehany aho, / Mikarakara: Rakoto ve hijery ny mahantra
13 Mahita ka tsy miraharaha, tsy milaza: Aza mijery arma an-tava
14 Misy hevitra iraisana: mitily, mitsikilo, mizaha taratra, manazangazana, manarangarana, mangarangarana, mitaratra, manompirana, mangala-pijery, manao jery vilana, manao very maso, mitsipalotra (ny maso), mitodika, miherika, mangarika, mandritika, mijery ambony, miandrandra [1.1]
Explications en anglais  15 to look at [1.7]
Explications en français  16 regarder [1.8]
Exemples  17  Misy fetra ny fahazakan' ny olona mijery na manao zava-doza. [2.472#246]
Synonymes  18 milajery
Analogues  19  manombana, 20  manopy maso, 21  mibandrina, 22  mibanjina, 23  mikandrana, 24  mitanjo, 25  Mitazana, 26  mitsirika, 27  mivandraka, 28  mivandravandra, 29  mivandrina
Combinaisons  30  6 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mijery
Proverbes  31  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/22