|
|
|
|

Entrée (1/3) 1  mikambana
Radical  2 kambana
Partie du discours  3  adjectif
Explications en français  4 jumelé [1.13]

Entrée (2/3) 5  mikambana
Radical  6 kambana
Partie du discours  7  verbe actif
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Explications en malgache  12 Mitambatra: Hikambana anio ny mpianatra amin' ny lakilasy roa fa tsy misy mpampianatra ~ Ao Ankomotro no mikambana Ikopa sy i Betsiboka
13 Miady, mikaona: Mikambana tsara ny rafitr' ity varavarana ity
14 Miray: Natao sesitany daholo ireo nikambana tamin' ny VVS
15 Miaraka be; miray fo, hevitra: Nikambana ny manamboninahitra hanongana ny mpanjaka [1.1]
Explications en anglais  16 to be united; to come together [1.7]
Explications en français  17 s'unir [1.3#306, 1.8]
18 Se réunir, être réuni, se joindre, être joint, s’ajuster, être ajusté, être ensemble, faire partie d’une compagnie, être membre d’une société. [1.3]
Exemples  19  Eto no mikambana ny renirano roa (Les deux rivières se réunissent ici) [1.3#306]
20  Hikambana hanao matso ny miaramila rehetra amin'ny alakamisy (Jeudi tous les soldats se réuniront pour la revue) [1.3#306]
21  Mikambana tsara ny rafitr’ io varavarana io (Les planches de cette porte sont bien jointes, bien ajustées) [1.3#307]
22  Nikambana ny manamboninahitra hanongana ny mpanjaka (Les officiers s’unirent pour renverser le souverain) [1.3#307]
23  Nikambana tamin’ny namana ratsy izy ka simba (Il s’est uni avec de mauvais camarades et a été ainsi gâté) [1.3#307]
24  Mikambana ao anatin’ ny vata ny akanjo rehetra (Tous les habits sont ensemble dans la malle) [1.3#307]
25  Mikambana amin' izany fikambanana izany izahay (Nous faisons partie de cette compagnie) [1.3#307]
26  Nikambana hanao varotra izy folo lahy (Ces dix individus se sont unis pour le commerce, ont formé une compagnie commerciale) [1.3#307]

Entrée (3/3) 27  mikambàna
Radical  28 kambana
Partie du discours  29  impératif du verbe actif mikambana [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3#307]

Anagrammes  30 mañambaky, mikambàna, mikambana

Mis à jour le 2026/08/19