|
|
|
|

Entrée 1  miray
Radical  2 iray
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mikambana: Tsy miray amin' olona ratsy fanahy tahaka an' ireny aho
9 Miombona zavatra tokana: Miray trano Rakoto sy ny zaodahiny (io hevitra io no hita amin' ny fombam-pitenenana maro toy ny hoe: miray hevitra, miray saina, miray tetika, miray fo, miray asa, miray dia...)
10 Mikambana amin' ny fanambadiana
11 Manao tokantranomaso, izany hoe miara-mitoetra tsy araka ny fanambadiana ara-dalàna: Efa telo tanàna izy roa ireo no niray [1.1]
12 mivady [1.13]
Explications en anglais  13 see Iray [1.2]
14 to be united; to be of one mind [1.7]
Explications en français  15 s'unir, être unis; être d'accord [1.8]
16 s'accoupler [1.13]
Analogues  17  mikambana, 18  Miombona, 19  mitambatra, 20  mivondrona
Combinaisons  21  7 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot miray
Proverbes  22  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  23 miary, miray

Mis à jour le 2026/04/22