|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  misahirana
Radical  2 sahirana
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manao asa mamizana, manasatra: Aza misahirana manao sakafo ho ahy ianareo fa efa nihinana aho talohan' ny hivoahako
9 Miahiahy be, very hevitra: Misahirana izaitsizy mba hanao trano [1.1]
Explications en anglais  10 to go to some trouble [1.7]
Explications en français  11 se donner de la peine [1.8]
Exemples  12  Fantatro fa mavesatra izany, nefa ny manao zavatra tsy vita foana ary ny te hanana tsy maintsy misahirana. [2.472#26]

Entrée (2/2) 13  misahiràna
Radical  14 sahirana
Partie du discours  15  impératif du verbe actif misahirana [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  16 hira masina, misahirana, misahiràna

Mis à jour le 2026/08/19