|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  miserana
Radical  2 serana
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Miseho vetivety dia lasa, mandalo faingana, tsy maharitra: Niserana ihany izy teto fa tsy nipetraka akory
9 Mora simba na levona: Miserana ihany ny voninahitr' izao tontolo izao
10 Ampandalovina eo ambony afo (fiteny amin' ny zavatra nentina alina ka homena hohanin' ny zaza): Efa niserana teo ambony afo ve iny hena avy any alatrano iny no nomenareo ny zaza [1.1]
11 mandalo vetivety, miseho vetivety [1.13]
Explications en anglais  12 to pass by rapidly [1.7]
Explications en français  13 passer rapidement [1.8]
14 temporaire [1.13]
Exemples  15  Indray miserana|niserana monja no nahitan-dRandrianaivo azy, nefa izay indray miserana|niserana izay dia nanaitra ny fony [2.324]
16  Tsy honina akory fa handalo!... Tsy hitoetra fa olon-kiserana... [2.5#7]
Analogues  17  mandala, 18  Mandalo, 19  mihelatra, 20  mihelina, 21  mihelina, 22  misalovana, 23  tsy tra-maso mipy
Combinaisons  24  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot miserana

Entrée (2/2) 25  miseràna
Radical  26 serana
Partie du discours  27  impératif du verbe actif miserana [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  miserana, miseràna, 28 sarimena

Mis à jour le 2026/08/15