|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mitazona
Radical  2 tazona
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mitana olona na zavatra amin' ny tanana mba tsy hihetsiketsika na hivaha: Iza no hitazona ny zaza?
9 Manery hipetraka, tsy mamela hivoaka: Nitazona azy tsy an-drariny tany am-Po nia, hono, ny polisy [1.1]
Explications en français  10 maintenir [1.13]

Entrée (2/2) 11  mitazòna
Radical  12 tazona
Partie du discours  13  impératif du verbe actif mitazona [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  mitazona, mitazòna

Mis à jour le 2026/08/14