|
|
|
|

Entrée 1  tadiavina
Radical  2 tady
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Atao izay hahitana azy: Notadiavin' ny polisy efa ho roa volana io mpangalatra io
9 Tiana, irina: Lazao inona no tadiavinao, anaka, fa homeko anao
10 Kasaina: Tadiavin-drainy hatao kilasimandry Isambilo [1.1]
Explications en anglais  11 to be sought for, to be looked for. [1.2]
12 to be sought, to be looked for [1.7]
Explications en français  13 qu'on cherche [1.8]
14 inconnue [1.13]
Exemples  15  Ny karatra, ny hetra, ny fanatontosana ny raharaham-panjakana, ny filaminana, ny asa, ny fanarahan-dalàna antsakany sy an-davany, ny fanatanterahana izany rehetra izany no tadiaviko [2.472]
16  Fa angaha tadiavin' i Dera hafenina ato izy ireo! [2.4#28]
Analogues  17  karohina, 18  Zahana
Combinaisons  19  3 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot tadiavina
Proverbes  20  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/22