|
|
|
|

Entrée 1  tiana
Radical  2 tia
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Ananana fironan' ny fo, iraiketana: Tsy tian' ilay zazavavy ilay tovolahy fa be taona loatra
9 Irina, tadiavina: Hanao izay tianao aho
10 Sitraka: Tsy tiako ny hanambadianao iny olona iny
11 Mahafinaritra: Tiako ity boky ity fa misy tantara mahaliana
12 Mirihina fa ny Tiavina dia manan-kevitra indrindra hoe "ezahina ho tiana", ka izany no ananany fomba mandidy: tiavo: Tokony hotiavina ny fianarana [1.1]
Synonymes  13 tiavina
Combinaisons  14  4 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot tiana
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  16 anaty, 17 atany, 18 itana, 19 taina, tiana

Mis à jour le 2026/04/22