|
|
|
|

Entrée 1  tiavina
Radical  2 tia
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mirihina fa ny Tiavina dia manan-kevitra indrindra hoe "ezahina ho tiana", ka izany no ananany fomba mandidy: tiavo: Tokony hotiavina ny fianarana [1.1]
Synonymes  9 tiana

Anagrammes  tiavina, 10 vitaina

Mis à jour le 2026/04/22