<-
->

2Sm / 2Sam 13:2 And Amnon was so vexed, that he fell sick for his sister Tamar; for she was a virgin; and Amnon thought it hard for him to do anything to her. Ary Amnona nalahelo ka matiny ihany noho Tamara anabaviny; fa virijina izy, ka sarotra tamin' i Amnona ny haka azy. Niritra aina Amnona ka nandraiki-narary terý noho ny amin' i Tamara anabaviny, fa virjiny ity izy, ka noheverin' i Amnona fa toa tsy ho azony atao na inona na inona. Amnon était tourmenté au point de se rendre malade à cause de sa soeur Tamar, car elle était vierge et Amnon ne voyait pas la possibilité de lui rien faire.