<-
->

2Sm / 2Sam 13:6 So Amnon lay down, and made himself sick: and when the king was come to see him, Amnon said unto the king, I pray thee, let Tamar my sister come, and make me a couple of cakes in my sight, that I may eat at her hand. Dia nandry Amnona ka nody marary; ary nony avy mamangy azy ny mpanjaka, dia hoy izy taminy: Trarantitra ianao, aoka Tamara anabaviko hankatý hanao mofo roa ho ahy eto imasoko hihinanako ny avy eny an-tànany. Dia nandry tokoa Amnona sy nody marary. Tonga namangy azy ny mpanjaka ary hoy Amnona taminy: Raha sitrakao, aoka Tamara anabaviko ho avy hanao mofo mamy roa eto imasoko, ka hihinana izany avy eny an-tànany aho. Donc, Amnon se coucha et fit le malade. Le roi vint le voir et Amnon dit au roi : " Permets que ma soeur Tamar vienne et que, sous mes yeux, elle prépare une paire de beignets, et je me restaurerai de sa main. "