<-
->

2Sm / 2Sam 13:9 And she took a pan, and poured them out before him; but he refused to eat. And Amnon said, Have out all men from me. And they went out every man from him. Dia noraisiny ny fanendasana, ka narosony teo anoloany; fa tsy nety nihinana izy. Ary hoy Amnona: Avoahy ny olona rehetra. Dia nivoaka ny olona rehetra. rahefa izany, noraisiny ny lapoaly, dia noloarany teo anoloany. Tsy nety nihinana anefa izy. Dia hoy Amnona: Asaovy mivoaka hiala eto amiko ny olona rehetra. Nony tafavoaka niala tao aminy daholo ny olona, Puis elle prit la poêle et la vida devant lui, mais il refusa de manger. Amnon dit : " Faites sortir tout le monde d' auprès de moi. " Et tout le monde sortit d' auprès de lui.