<-
->

2Sm / 2Sam 21:6 Let seven men of his sons be delivered unto us, and we will hang them up unto the Lord in Gibeah of Saul, whom the Lord did choose. And the king said, I will give them. no avelao hisy fito lahy amin' ny zanany hatolotra anay hahantonay ho an' i Jehovah ao Gibean' i Saoly, ilay voafidin' i Jehovah. Dia hoy ny mpanjaka: Hatolotro izy. Ka tolory fito lahy amin' ny taranany izahay mba hahantonay eo anatrehan' ny Tompo, any Gabaan' i Saola, ilay voafidin' ny Tompo. Dia hoy ny mpanjaka: Hatolotro ireo. qu' on nous livre sept de ses fils et nous les démembrerons devant Yahvé à Gabaôn, sur la montagne de Yahvé. " Et le roi dit : " Je les livrerai. "