<-
->

2Sm / 2Sam 6:6 And when they came to Nachon' s threshingfloor, Uzzah put forth his hand to the ark of God, and took hold of it; for the oxen shook it. Ary nony tonga teo amin' ny famoloan' i Nakona izy, dia naninjitra ny tanany tamin' ny fiaran' Andriamanitra Oza ka nihazona azy, satria nazeran' ny omby ny fiara. Nony tonga teo am-pamoloan' i Nakora izy ireo, dia naninjitra ny tànany nankamin' ny fiaran' Andriamanitra Ozà sy nandray azy, fa nisolifatra ny omby. Comme on arrivait à l' aire de Nakôn, Uzza étendit la main vers l' arche de Dieu et la retint, car les boeufs la faisaient verser.