<-
->

2Sm / 2Sam 7:15 But my mercy shall not depart away from him, as I took it from Saul, whom I put away before thee. nefa ny famindram-poko tsy mba hiala aminy, tahaka ny nanesorako izany tamin' i Saoly, izay nesoriko teo alohanao. Ny famindram-poko anefa tsy mba hiala aminy, toy ny nanesorako izany tamin' i Saola, izay nalako teo anoloanao. Mais ma faveur ne lui sera pas retirée comme je l' ai retirée à Saül, que j' ai écarté de devant toi.