<-
->

1Tt / 1Tan 12:40 Moreover they that were nigh them, even unto Issachar and Zebulun and Naphtali, brought bread on asses, and on camels, and on mules, and on oxen, and meat, meal, cakes of figs, and bunches of raisins, and wine, and oil, and oxen, and sheep abundantly: for there was joy in Israel. Ary izay teo akaikiny koa hatramin' ny Isakara sy ny Zebolona ary ny Naftaly dia samy nampitondra hanina samy hafa nentin' ny boriky sy rameva sy ampondra ary omby, dia koba sy ampempan' aviavy sy voaloboka maina sy divay sy diloilo, ary omby sy ondry aman' osy betsaka koa; fa nisy fifaliana tamin' ny Isiraely. Ary na dia izay nitoetra tao anilany aza hatramin' Isakara sy Zabolona ary Neftalì samy nampitondra hanina, netin' ny ampondra aman-drameva mbamin' ny omby sy ny mole, dia lafarina, ampempan' aviavy maina amam-boaloboka maina, divay, diloilo, omby aman-ondry sesehena, satria nisy fifaliana tamin' Israely. Trois jours durant, ils demeurèrent à manger et à boire avec David. Leurs frères avaient tout apprêté pour eux;