<-
->

1Tt / 1Tan 13:3 And let us bring again the ark of our God to us: for we enquired not at it in the days of Saul. Ary aoka ho entintsika atý amintsika indray ny fiaran' Andriamanitsika; fa tsy nahoantsika tamin' ny andron' i Saoly izany. sy hitondrantsika ho atý amintsika indray ny fiaran' Andriamanitra, fa tsy nahoantsika akory izany tamin' ny andron' i Saola. Nous ramènerons alors auprès de nous l' arche de notre Dieu : nous ne nous en sommes pas souciés en effet au temps de Saül. "