<-
->

1Tt / 1Tan 2:46 And Ephah, Caleb' s concubine, bare Haran, and Moza, and Gazez: and Haran begat Gazez. ary Efaha, vaditsindranon' i Kaleba, niteraka an' i Harana sy Moza sy Gazeza; ary Harana niteraka an' i Gazeza. Efah vaditsindranon' i Kaleba, niteraka an' i Haràna, Mosà ary Gazeza. Haràna niteraka an' i Gezea. Épha, concubine de Caleb, enfanta Harân, Moça et Gazèz. Harân engendra Gazèz.