<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 23:28 | Because their office was to wait on the sons of |
Ary ny raharahany dia ny hanampy ny taranak' i Arona amin' ny fanompoana ao an-tranon' i Jehovah amin' ireo kianja sy efi-trano tao ary amin' ny fanadiovana ny zavatra masina rehetra sy ny fanompoana ao an-tranon' Andriamanitra, | Fa ny raharahany dia ny manolo-tena hoentin' ny taranak' i Aarona, amin' ny fanompoana ao an-tranon' ny Tompo, ny amin' ny momba ny kianja aman' efitrano, ny fanadiovana ny zavatra masina, ary ny raharaha momba ny fanompoana ao an-tranon' ny Tompo; | Ils sont chargés de se tenir sous les ordres des fils d' |