<-
->

1Tt / 1Tan 8:33 And Ner begat Kish, and Kish begat Saul, and Saul begat Jonathan, and Malchishua, and Abinadab, and Eshbaal. Ary Nera niteraka an' i Kisy; ary Kisy niteraka an' i Saoly; ary Saoly niteraka an' i Jonatana sy Malkisoa sy Abinadaba ary Esbala. Nera niteraka an' i Kisa, Kisa niteraka an' i Saola, Saola niteraka an' i Jonatàna, Melkiasoa, Abinadaba ary Esbaala. Ner engendra Qish, Qish engendra Saül, Saül engendra Jonathan, Malki-Shua, Abinadab et Eshbaal.